|
|
|
|

Teny iditra1 mazava ratsy
Singan-teny  2mazava, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilay maraina manaraka ny mangoana atsinanana sy ny mangiran-dratsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6daybreak. [1.3, 1.7]
7à la première lumière de l'aube. [1.3]
8aurore. [1.8]
Ohatra  9 Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. [2.996#]
Voambolana  10 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12